Filazantsara araka an'i Matio 18:11
(Fa tonga ny Zanak’ olona hamonjy ny very.)
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the Son of man is come to save that which was lost.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 18
Cross References
Matthew 10:6fa aleo mankany amin’ ny ondry very amin’ ny taranak’ isiraely.
Luke 9:56Dia nankany amin’ ny vohitra hafa Izy.
Luke 15:32Fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa ity rahalahinao ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray.
John 3:17Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin’ izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
John 12:47Ary raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho, fa hamonjy izao tontolo izao.