The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 18 › Filazantsara araka an'i Matio 18:29

Filazantsara araka an'i Matio 18:29

Fa niankohoka ilay mpanompo namany ka nifona taminy nanao hoe: Omeo andro aho, fa haloako ny anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And his fellowservant fell down at his feet, and besought him, saying, Have patience with me, and I will pay thee all.

In Context

28Nefa nony nivoaka izany mpanompo izany, dia nahita mpanompo namany anankiray, izay nitrosa denaria zato taminy; dia nosamboriny izy ka notraohiny sady nataony hoe: Aloavy izay trosako aminao.

30Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy tao an-tranomaizina mandra-pandoany ny trosa.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 18

Cross References

Matthew 6:12Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.

Philemon 1:18Nefa raha nanao izay tsy marina taminao izy, na mitrosa, dia ataovy ho ahy izany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 18:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 18:28Filazantsara araka an'i Matio 18Filazantsara araka an'i Matio 18:30 →