Filazantsara araka an'i Matio 19:1
Ary rehefa vitan’ i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin’ i Jordana, dia tonga tany amin’ ny sisin’ i Jodia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 19
Cross References
Matthew 19:1Ary rehefa vitan’ i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin’ i Jordana, dia tonga tany amin’ ny sisin’ i Jodia.
John 10:40Dia lasa nankany an-dafin’ i Jordana indray Jesosy, ho any amin’ ilay tany nanaovan’ i Jaona batisa voalohany, ka nitoetra tany Izy.