Filazantsara araka an'i Matio 19:12
fa misy ionoka, izay teraka ionoka hatrany an-kibon-dreniny; ary misy ionoka, izay nataon’ ny olona ionoka; ary misy ionoka, izay nanao ny tenany ionoka noho ny fanjakan’ ny lanitra. Aoka handray izany izay mahay mandray.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Fa hoy Izy taminy: Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany, fa izay nomena ihany;
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 19
Cross References
Isaiah 56:3Ary aoka ny hafa firenena izay efa manaiky ho an’ i Jehovah tsy hanao hoe: Hesorin’ i Jehovah tsy ho isan’ ny olony tokoa aho; Ary aoka ny ionoka tsy hanao hoe: Indro, hazo maina aho.
1 Corinthians 9:5Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan’ ny mino va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin’ ny Tompo ary Kefasy?