Filazantsara araka an'i Matio 19:15
Ary nony nametraka ny tànany taminy Izy, dia niala teo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he laid his hands on them, and departed thence.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 19
Cross References
Isaiah 40:11Hiandry ny ondriny tahaka ny mpiandry ondry Izy; Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ ondry, ka hotrotroiny eo an-tratrany ireny, ary horoahiny miadana ny ampianahany.
1 Corinthians 7:14Fa ny lahy tsy mino dia efa masìna ao amin’ ny vavy ary ny vavy tsy mino dia efa masìna ao amin’ ny rahalahy; raha tsy izany kosa, dia tsy madio ny zanakareo; fa raha izany, dia masìna izy.