Filazantsara araka an'i Matio 19:2
Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And great multitudes followed him; and he healed them there.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 19
Cross References
Matthew 9:35Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tao amin’ ny synagoga sy nitory ny filazantsaran’ ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin’ ny rofy rehetra.
Matthew 14:35Ary nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo, dia naniraka tany amin’ ny tany rehetra manodidina izy ka nitondra ny marary rehetra ho eo aminy.
Mark 6:55ka nihazakazaka tamin’ izany tany rehetra izany ary nitondra ny marary tamin’ ny fandriana ho any amin’ izay reny fa nitoerany.