The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 19 › Filazantsara araka an'i Matio 19:30

Filazantsara araka an'i Matio 19:30

Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But many that are first shall be last; and the last shall be first.

In Context

29Ary izay rehetra efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na zanaka, na tany, noho ny anarako, dia handray zato heny ka handova fiainana mandrakizay.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 19

Cross References

Matthew 20:16Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.

Mark 10:31Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.

Luke 13:30Ary, indro, misy ny aoriana ho aloha, ary misy ny aloha ho aoriana.

Romans 5:20Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin’ izay nihabiazan’ ny ota no nihoaran’ ny fahasoavana be lavitra,

Galatians 5:7Hianareo nihazakazaka tsara, iza no nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 19:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 19:29Filazantsara araka an'i Matio 19