Filazantsara araka an'i Matio 19:6
ka dia tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany. Koa amin’ izany, izay nampiraisin’ Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin’ olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Hoy ireo taminy: Nahoana ary Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy?.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 19
Cross References
Proverbs 2:17Izay mahafoy ny vadin’ ny fahatanorany Sy manadino ny fanekeny teo amin’ Andriamaniny.
Mark 10:9Koa izay nakamban’ Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin’ olona.
1 Corinthians 7:10Ary ny manam-bady dia didiako, nefa tsy izaho, fa ny Tompo: Aoka tsy hiala amin’ ny lahy ny vavy,
Hebrews 13:4Aoka hanan-kaja amin’ ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandriana; fa ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin’ olona dia hohelohin’ Andriamanitra.