Filazantsara araka an'i Matio 2:15
ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin’ i Heroda, mba hahatanteraka izay nampilazain’ i Jehovah ny mpaminany hoe: Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, raha mbola alina, dia lasa nankany Egypta;
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 2
Cross References
Exodus 4:22Ary lazao amin’ i Farao hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Zanako lahimatoa Isiraely;
Hosea 11:1Fony mbola zaza Isiraely, dia tiako izy, ary nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako.
Matthew 2:17Dia tanteraka izay nampilazaina an’ i Jeremia mpaminany hoe:
Matthew 2:23Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin’ ny tanàna atao hoe Nazareta, mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hatao hoe Nazarena Izy.
Matthew 8:17mba, hahatanteraka izay nampilazaina an’ Isaia mpaminany hoe: Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika.
Matthew 21:4Izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: