bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 2 › Filazantsara araka an'i Matio 2:17
Filazantsara araka an'i Matio 2:17
Dia tanteraka izay nampilazaina an’ i Jeremia mpaminany hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then was fulfilled that which was spoken by Jeremy the prophet, saying,
In Context
16Ary nony efa fantatr’ i Heroda fa voafitaky ny Magy izy, dia tezitra indrindra izy ka naniraka namono ny zazalahy rehetra hatramin’ ny roa taona no ho midìna, izay tao Betlehema sy tamin’ ny manodidina rehetra, araka ny andro izay nofotorany fatratra tamin’ ny Magy.
18Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, Ary tsy azo nampiononina izy, satria lany ritra ireny.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 2
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 2:17