Filazantsara araka an'i Matio 2:18
Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, Ary tsy azo nampiononina izy, satria lany ritra ireny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Dia tanteraka izay nampilazaina an’ i Jeremia mpaminany hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 2
Cross References
Genesis 35:16Dia nifindra niala tany Betela izy; ary nony efa kely foana no sisa tsy nahatongavany tao Efrata, dia nihetsi-jaza Rahely sady sarotiny.
Genesis 37:33Dia fantany, ka hoy izy: Akanjon’ ny zanako io: efa lanin’ ny biby masiaka izy; voaviravira tokoa Josefa.
Job 14:10Fa ny olona kosa maty ka miampatra; Eny, miala aina ny olona, ary aiza izy?
Jeremiah 9:17Ary asaovy haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika, mba hampijojy ny ranomasontsika sy hampivarina ny ranomaso avy amin’ ny hodimasontsika.
Ezekiel 2:10Dia novelariny teo anatrehako izany, ary nisy soratra teo anatiny sy teo ivoany; ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo.