bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 20 › Filazantsara araka an'i Matio 20:10
Filazantsara araka an'i Matio 20:10
Fa rehefa tonga ireo voalohany, dia nanantena hahazo mihoatra izy; kanjo samy denaria misesy avy ihany no azony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But when the first came, they supposed that they should have received more; and they likewise received every man a penny.
In Context
9Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin’ ny ora fahiraika ambin’ ny folo, dia nahazo denaria misesy avy izy.
11Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin’ ny tompon-trano ka nanao hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 20
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 20:10