Filazantsara araka an'i Matio 20:3
Ary nivoaka tamin’ ny ora fahatelo izy, dia nahita ny sasany nitoetra foana tany an-tsena,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he went out about the third hour, and saw others standing idle in the marketplace,
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 20
Cross References
Proverbs 19:15Ny hakamoana mahasondrian-tory, Ary ho mosarena ny olona malaina.
Matthew 11:16Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe:
Mark 15:25Ary tamin’ ny ora fahatelo no nanomboany tamin’ ny hazo fijaliana.
Acts 17:17Ary izy niady hevitra tamin’ ny Jiosy sy ny proselyta tao amin’ ny synagoga sy tamin’ izay tafavory tany an-tsena isan’ andro.
Hebrews 6:12mba tsy hiketraka ianareo, fa hanahaka ireo mandova araka ny teny fikasana amin’ ny finoana sy ny faharetana.