Filazantsara araka an'i Matio 20:31
Ary ny vahoaka niteny mafy azy mba hangina; fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak’ i Davida ô!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
32Ary Jesosy nijanona, dia niantso azy ka nanao hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 20
Cross References
Matthew 7:7Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.
Matthew 19:13Ary tamin’ izany dia nisy zazakely nentina teo amin’ i Jesosy mba hametrahany ny tànany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny.
Luke 18:1Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka,
Colossians 4:2Mahareta amin’ ny fivavahana, ka miambena amin’ izany amin’ ny fisaorana,