Filazantsara araka an'i Matio 20:34
Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin’ izay izy, dia nanaraka an’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
33Hoy izy taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratina ny masonay.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 20
Cross References
Psalms 119:67Fony tsy mbola azom-pahoriana aho, dia naniasia; Fa ankehitriny dia mitandrina ny teninao aho.
Psalms 145:8Mamindra fo sy miantra Jehovah; Mahari-po sady be famindram-po Izy.
Matthew 9:29Dia nanendry ny masony Izy ka nanao hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.
Matthew 14:14Ary nony nivoaka Jesosy, dia nahita vahoaka betsaka, ary onena azy ka nahasitrana ny marariny.
Mark 7:33Ary nitondra an-dralehilahy nitanila niala teo amin’ ny vahoaka Izy, dia nangarona ny sofiny tamin’ ny rantsan-tànany, dia nandrora ka nanendry ny lelany;
Luke 18:43Ary niaraka tamin’ izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an’ i Jesosy izy sady nankalaza an’ Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an’ Andriamanitra.