Filazantsara araka an'i Matio 22:20
Ary hoy Jesosy taminy: An’ iza ity sary sy soratra ity?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he saith unto them, Whose is this image and superscription?
In Context
19Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin’ ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Luke 20:24Mampisehoa denaria amiko. An’ iza moa io sary sy soratra eo aminy io? Hoy ireo: An’ i Kaisara.