Filazantsara araka an'i Matio 22:25
Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty, ary satria tsy nanan-janaka iry, dia navelany ho an’ ny rahalahiny ny vadiny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
26ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ ny fahafito.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Mark 12:19Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin’ ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny.
Hebrews 9:27Ary tahaka ny nanendrena ny olona ny ho faty indray mandeha, ary rehefa afaka izany, dia hisy fitsarana,