The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 22 › Filazantsara araka an'i Matio 22:33

Filazantsara araka an'i Matio 22:33

Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin’ ny fampianarany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when the multitude heard this, they were astonished at his doctrine.

In Context

32Izaho no Andriamanitr’ i Abrahama sy Andriamanitr’ isaka ary Andriamanitr’ i Jakoba? Andriamanitra tsy an’ ny maty, fa an’ ny velona.

34Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22

Cross References

Matthew 22:22Ary nony nahare izy, dia gaga, ary dia nandao Azy ka lasa nandeha.

Mark 12:17Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an’ i Kaisara izay an’ i Kaisara, ary ho an’ Andriamanitra izay an’ Andriamanitra. Dia gaga taminy ireny.

Luke 4:22Ary izy rehetra nankalaza Azy sady talanjona noho ny tenin’ ny fahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy: Tsy Zanak’ i Josefa va Ity?

John 7:46Ny mpiandry raharaha namaly hoe: Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 22:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 22:32Filazantsara araka an'i Matio 22Filazantsara araka an'i Matio 22:34 →