Filazantsara araka an'i Matio 22:34
Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
33Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin’ ny fampianarany.
35Ary ny anankiray tamin’ ireo, izay mpahay lalàna, nanontany naka fanahy Azy ka nanao hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Matthew 12:14Ary ny Fariseo dia lasa nivoaka ka niara-nisaina mba hahafaty Azy.
Mark 12:28Dia nanatona an’ i Jesosy ny mpanora-dalàna anankiray, izay efa nahare ny niadiany hevitra tamin’ ny Sadoseo ka nahalala fa namaly azy tsara Izy, dia nanontany Azy hoe: Ny didy manao ahoana no voalohany amin’ izy rehetra?
Acts 5:24Ary ny lehiben’ ny mpiambina ny tempoly sy ny lohan’ ny mpisorona, rehefa nandre izany teny izany, dia niroahana ny amin’ izay ho faran’ izany.
Acts 21:28ka dia niantso hoe: Avia, ry lehilahy Isiraely, fa io no lehilahy mampianatra ny olona rehetra ombieniombieny manohitra ny olona Isiraely sy ny lalàna sy ity fitoerana ity, sady nampiditra jentilisa teo an-kianjan’ ny tempoly izy ka nandoto ity fitoerana masìna.