Filazantsara araka an'i Matio 22:35
Ary ny anankiray tamin’ ireo, izay mpahay lalàna, nanontany naka fanahy Azy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then one of them, which was a lawyer, asked him a question, tempting him, and saying,
In Context
34Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona.
36Mpampianatra ô, ny didy manao ahoana moa no lehibe ao amin’ ny lalàna?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Mark 10:2Ary nisy Fariseo nanatona Ary, dia naka fanahy Azy ka nanontany hoe: Mahazo misao-bady va ny lehilahy?
Luke 10:25Ary, indro, nisy mpahay lalàna anankiray nitsangana ka naka fanahy an’ i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?
Luke 11:52Lozanareo, mpahay lalàna! satria nalainareo ny fanalahidin’ ny fahalalana; ianareo tsy niditra, ary izay te-hiditra dia nosakananareo.
Titus 3:13Mazotoa hamoaka an’ i Zena mpahay lalàna sy Apolosy, mba tsy hisy zavatra hilainy.