Filazantsara araka an'i Matio 22:41
Ary rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
While the Pharisees were gathered together, Jesus asked them,
In Context
40Izany didy roa izany no ihantonan’ ny lalàna rehetra sy ny mpaminany.
42Ahoana no hevitrareo ny amin’ i Kristy? Zanak’ iza moa Izy? Hoy izy taminy: Zanak’ i Davida.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Matthew 22:15Ary tamin’ izay dia lasa ny Fariseo ka niara-nisaina mba hamandrika Azy amin’ ny teniny.
Mark 12:35Ary Jesosy, raha nampianatra teo an-kianjan’ ny tempoly, dia namaly ka nanao hoe: Ahoana no lazain’ ny mpanora-dalàna fa Kristy no Zanak’ i Davida?