Filazantsara araka an'i Matio 22:46
Dia tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ary hatramin’ izay andro izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
45Koa raha Davida ary manao Azy hoe Tompo, ahoana no maha-zanany Azy?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Job 32:15Very hevitra terỳ izy ireo, ka tsy namaly intsony; Efa nanalavitra azy ny teny.
Matthew 21:27Dia namaly an’ i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesosy taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany.
Luke 13:17Ary raha nilaza izany Izy, dia nangaihay izay rehetra nanohitra Azy; fa ny vahoaka rehetra nifaly noho ny zavatra malaza rehetra nataony.
Luke 14:6Ary tsy nahavaly ny amin’ izany zavatra izany izy.
John 8:7Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao taminy hoe: Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany.