Filazantsara araka an'i Matio 23:1
Ary tamin’ izany Jesosy dia niteny tamin’ ny vahoaka sy tamin’ ny mpianany ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then spake Jesus to the multitude, and to his disciples,
In Context
2Eo amin’ ny fipetrahan’ i Mosesy no ipetrahan’ ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo;
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 23
Cross References
Matthew 15:10Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ka mahafantara:
Mark 12:38Ary hoy Izy amin’ ny fampianarany: Mitandrema ny amin’ ny mpanora-dalàna izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava sy te-hoharabain’ olona eny an-tsena,
Luke 12:57Nahoana ianareo no tsy mahalala mitsara araka ny marina?