Filazantsara araka an'i Matio 23:17
Ry adala sy jamba! iza no lehibe, ny volamena va, sa ny tempoly izay nahamasina ny volamena?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye fools and blind: for whether is greater, the gold, or the temple that sanctifieth the gold?
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 23
Cross References
Exodus 30:26Ary hosory amin’ izany ny trano-lay fihaonana sy ny fiaran’ ny Vavolombelona,
Psalms 94:8Mahalalà ianareo olona ketrina; Ary ianareo adala, rahoviana re no mba ho hendry ianareo?