Matthew 23:21
Ary izay mianiana amin’ ny tempoly dia mianiana aminy mbamin’ izay mitoetra ao anatiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And whoso shall swear by the temple, sweareth by it, and by him that dwelleth therein.
In Context
Cross References
1 Kings 8:27Andriamanitra va dia honina etỳ an-tany tokoa? He! ny lanitra, ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Anao, koa mainka fa ity trano nataoko ity!
2 Chronicles 7:2Ary ny mpisorona tsy nahazo niditra tao an-tranon’ i Jehovah, satria feno ny voninahitr’ i Jehovah ny tranony.
Psalms 132:13Fa Jehovah efa nifidy an’ i Ziona. Ary naniry azy ho fonenany.
Colossians 2:9Fa ao amin’ ny tenany no itoeran’ ny fahafenoan’ ny fomban’ Andriamanitra rehetra;