The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 23 › Filazantsara araka an'i Matio 23:31

Filazantsara araka an'i Matio 23:31

Ka dia miampanga tena ianareo fa zanak’ izay namono ny mpaminany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wherefore ye be witnesses unto yourselves, that ye are the children of them which killed the prophets.

In Context

30ka hoy ianareo: Raha niara-belona tamin’ ny razanay izahay, dia tsy mba nikambana taminy handatsa-drà ny mpaminany.

32Ary ianareo koa dia mamenoa ny famaran’ ny razanareo.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 23

Cross References

Job 15:5Fa ny helokao no manesika ny vavanao, ary mianatra ny lelan’ ny fetsy ianao.

Luke 19:22Ary hoy ny tompony taminy: Ny vavanao no hitsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy: fantatrao fa izaho dia olona mila voatsiary ka maka izay tsy napetrako, ary mijinja izay tsy nafafiko;

1 Thessalonians 2:15izay namono an’ i Jesosy Tompo sy ny mpaminany koa ary nandroaka anay sady tsy manao ny sitrapon’ Andriamanitra ary manohitra ny olona rehetra,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 23:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 23:30Filazantsara araka an'i Matio 23Filazantsara araka an'i Matio 23:32 →