bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 23 › Filazantsara araka an'i Matio 23:36
Filazantsara araka an'i Matio 23:36
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hanody ity taranaka ity izany rehetra izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Verily I say unto you, All these things shall come upon this generation.
In Context
35mba hanody anareo ny rà marina rehetra, izay nalatsaka tambonin’ ny tany, hatramin’ ny ran’ i Abela marina ka hatramin’ ny ran’ i Zakaria, zanak’ i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ ny tempoly sy ny alitara.
37Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao, tahaka ny fanomban’ ny akoho ny zanany ao ambanin’ ny elany, fa tsy nety ianareo!
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 23
Cross References
Ezekiel 12:21Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Matthew 24:34Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho lany izao taranaka izao mandra-pahatongan’ izany rehetra izany.
Luke 21:32Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho lany ity taranaka ity mandra-pahatongan’ izany rehetra izany.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 23:36