Filazantsara araka an'i Matio 24:12
Ary noho ny haben’ ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ ny maro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And because iniquity shall abound, the love of many shall wax cold.
In Context
11Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
13Fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24
Cross References
James 5:1He! ianareo manan-karena, mitomania sy midradradradrà noho ny fahoriana izay efa manjo anareo.
Revelation 2:10Aza matahotra izay efa hiaretanao; indro, ny devoly efa hanao ny sasany aminareo ao an-tranomaizina, mba ho voazaha toetra ianareo, ary hanam-pahoriana hafoloana. Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana.