The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 24 › Filazantsara araka an'i Matio 24:17

Filazantsara araka an'i Matio 24:17

ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina haka ny ao an-tranony;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let him which is on the housetop not come down to take any thing out of his house:

In Context

16dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra;

18ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24

Cross References

1 Samuel 9:25Ary izy roa lahy nidina avy tao amin’ ny fitoerana avo hankany an-tanàna, ary dia niresaka tamin’ i Saoly teo an-tampon-trano Samoela.

Proverbs 6:4Aza avela hatory akory ny masonao, Ary aza avela hilondolondo ny hodimasonao.

Matthew 10:27Izay lazaiko aminareo ao amin’ ny maizina, dia ambarao eo amin’ ny mazava, ary izay ren’ ny sofinareo, dia torio eo ambonin’ ny tampon-trano.

Luke 5:19Ary satria tsy nahita izay hampidirany azy izy noho ny habetsahan’ ny vahoaka, dia niakatra teo an-tampon-trano ka nanesorany ny tafo tanimanga, dia nampidininy ralehilahy mbamin’ ny fandriany ho eo afovoan’ ny olona, dia teo anatrehan’ i Jesosy.

Luke 17:31Amin’ izany andro izany izay eo an-tampon-trano, ary ny entany ao an-trano, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin’ izay efa nilaozany izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 24:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 24:16Filazantsara araka an'i Matio 24Filazantsara araka an'i Matio 24:18 →