Filazantsara araka an'i Matio 24:20
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ ny ririnina na ho amin’ ny Sabata no handosiranareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But pray ye that your flight be not in the winter, neither on the sabbath day:
In Context
19Ary lozan’ ny bevohoka sy ny mampinono amin’ ireo andro ireo!
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24
Cross References
Exodus 16:29Saino fa Jehovah no nanome anareo ny Sabata, koa izany no anomezany anareo mofo ampy ho indroa andro amin’ ny andro fahenina; samia mitoetra eo amin’ ny fitoerany avy ianareo, ka aoka tsy hisy hiala amin’ ny fitoerany amin’ ny andro fahafito.