bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 24 › Filazantsara araka an'i Matio 24:25
Filazantsara araka an'i Matio 24:25
Indro, voalazako aminareo rahateo izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold, I have told you before.
In Context
24Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.
26Ary amin’ izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany ianareo; Indro, ao amin’ ny efi-trano Izy, aza mino.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24
Cross References
Isaiah 46:10Izay manambara ny farany hatramin’ ny voalohany, ary nanambara hatramin’ ny ela izay tsy mbola natao akory, dia ilay manao hoe: Ho tò ny fikasako, ary hefaiko ny sitrapoko rehetra,
Luke 21:13Dia ho tonga ho vavolombelona aminareo izany.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 24:25