Filazantsara araka an'i Matio 24:37
Fa tahaka ny andron’ i Noa, dia ho tahaka izany koa ny fihavian’ ny Zanak’ olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But as the days of Noe were, so shall also the coming of the Son of man be.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24
Cross References
Genesis 6:1Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin’ ny tany ka teraka zazavavy maro,
Job 22:15Moa hizotra amin’ ny lalana izay nalehan’ ny olona fahagola va ianao? Dia ilay nalehan’ ny olona ratsy fanahy.
Luke 17:26Ary tahaka ny tamin’ ny andron’ i Noa, dia hisy toy izany koa amin’ ny andron’ ny Zanak’ olona:
1 Peter 3:20dia izay tsy nanaiky fahiny, fony niandry ny fahari-pon’ Andriamanitra tamin’ ny andron’ i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran’ ny olona vitsy, dia izy valo mianaka, ka dia namonjena azy ny rano,
2 Peter 3:6ary rano koa no nandravana izao rehetra izao taloha tamin’ ny nanasaforany azy;