Filazantsara araka an'i Matio 24:41
Ary hisy roa vavy manodina ny fikosoham-bary; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Two women shall be grinding at the mill; the one shall be taken, and the other left.
In Context
40Ary amin’ izany hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
42Koa amin’ izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian’ ny Tomponareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24
Cross References
Isaiah 47:2Alao ny vato fikosoham-bary, ka kosohy ny koba; esory ny fisalobonanao, akaro ny moron-tongotr’ akanjonao; aoka hiseho ny fenao, ka miroboha mita ny ony.