Filazantsara araka an'i Matio 24:46
Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka hahita azy manao izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed is that servant, whom his lord when he cometh shall find so doing.
In Context
47Lazaiko aminareo marina tokoa: Hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24
Cross References
Luke 12:37Sambatra ny mpanompo izay ho hitan’ ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy.
Philippians 1:21Fa Kristy no anton’ ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.
2 Peter 1:13Fa raha mbola eto amin’ ity trano-lay ity aho, dia ataoko fa mety ny hampifoha anareo amin’ ny fampahatsiarovana anareo,
Revelation 16:15(Indro, avy toy ny mpangalatra Aho. Sambatra izay miambina ka miaro ny fitafiany, fandrao mandeha mitanjaka izy, ka hita ny fahamenarany.)