Filazantsara araka an'i Matio 24:50
dia ho avy ny tompon’ izany mpanompo izany amin’ ny andro izay tsy ampoiziny sy amin’ ny ora izay tsy fantany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
49ka dia mikapoka ny mpanompo namany izy ary mihinana sy misotro amin’ ny mpimamo,
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 24
Cross References
Matthew 24:42Koa amin’ izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian’ ny Tomponareo.
Revelation 3:3Dia tsarovy ny amin’ ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina ianao, dia ho tonga toy ny fihavin’ ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao.