The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 25 › Filazantsara araka an'i Matio 25:12

Filazantsara araka an'i Matio 25:12

Fa izy namaly hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy fantatro ianareo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But he answered and said, Verily I say unto you, I know you not.

In Context

11Ary rehefa afaka izany, dia tonga kosa ireo virijina teo ka nanao hoe Tompoko, tompoko, vohay izahay.

13Koa amin’ izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25

Cross References

Psalms 5:5Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Hianao; tsy hitoetra aminao ny ratsy.

Luke 13:26ary amin’ izay ianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay Hianao.

John 10:27Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,

Galatians 4:9fa ankehitriny, rehefa mahalala an’ Andriamanitra ianareo ― nefa tsy izany, fa Izy no mahalala anareo ― nahoana ianareo no dia miverina indray ho amin’ ny abidim-pianarana malemy sady tsy misy na inona na inona, nefa tianareo hotompoina indray?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 25:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 25:11Filazantsara araka an'i Matio 25Filazantsara araka an'i Matio 25:13 →