Filazantsara araka an'i Matio 25:19
Ary nony ela, dia tonga ny tompon’ ireo mpanompo ireo ka nampilaza azy ny amin’ ny volany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
After a long time the lord of those servants cometh, and reckoneth with them.
In Context
18Fa ilay nandray ny iray kosa dia lasa nihady ny tany ka nandevina ny volan’ ny tompony.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25
Cross References
Matthew 24:48Fa raha manao anakampo izany mpanompo ratsy fanahy izany hoe: Maharitra ela ny tompoko,
Luke 16:1Ary hoy koa Jesosy tamin’ ny mpianatra: Nisy olona manan-karena anankiray nanana mpitandrina ny fananany; ary ilehiny dia nampangain’ olona taminy fa mandany ny fananany.
Romans 14:7Fa tsy misy velon-ko an’ ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an’ ny tenany.
2 Corinthians 5:10Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin’ ny fitsaran’ i Kristy, mba handraisan’ ny olona rehetra izay zavatra nataon’ ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara na ratsy.