The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 25 › Filazantsara araka an'i Matio 25:38

Filazantsara araka an'i Matio 25:38

Ary oviana no hitanay nivahiny Hianao ka nampiantranoinay, na tsy nanan-kitafy ka notafianay?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

When saw we thee a stranger, and took thee in? or naked, and clothed thee?

In Context

37Ary dia hamaly Azy ny marina ka hanao hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Hianao ka nomenay hanina, na nangetaheta ka nampisotroinay?

39Ary oviana no hitanay narary Hianao, na tao an-tranomaizina, ka novangianay?

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 25:38

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 25:37Filazantsara araka an'i Matio 25Filazantsara araka an'i Matio 25:39 →