Filazantsara araka an'i Matio 25:42
fa noana Aho, fa tsy mba nomenareo hanina; nangetaheta Aho, fa tsy mba nampisotroinareo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I was an hungred, and ye gave me no meat: I was thirsty, and ye gave me no drink:
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25
Cross References
Matthew 10:37Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy, ary izay tia ny zananilahy na ny zananivavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy.
Matthew 25:35fa noana Aho, dia nomenareo hanina; nangetaheta Aho dia nampisotroinareo; nivahiny Aho, dia nampiantranoinareo;
John 8:42Hoy Jesosy taminy: Raha Andriamanitra no Rainareo, dia ho tia Ahy ianareo, satria avy tamin’ Andriamanitra no nivoahako sy nankanesako atỳ; fa Izaho tsy tonga ho Ahy, fa Izy no naniraka Ahy.
1 Corinthians 16:22Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata.
James 2:15Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sady tsy manan-kohanina isan’ andro,
1 John 4:20Raha misy manao hoe: Tia an’ Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an’ Andriamanitra Izay tsy hitany?