The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 25 › Filazantsara araka an'i Matio 25:7

Filazantsara araka an'i Matio 25:7

Dia nitsangana ireo virijina ireo, ka samy namboatra ny fanalany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then all those virgins arose, and trimmed their lamps.

In Context

6Ary nony mamatonalina, dia nisy antso hoe: Indro ny mpampakatra! Mivoaha mba hitsena azy.

8Dia hoy ny adala tamin’ ny hendry: Mba omeo kely amin’ ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25

Cross References

Luke 12:35Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;

Revelation 2:4Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin’ ny fitiavanao voalohany ianao.

Revelation 3:19Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 25:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 25:6Filazantsara araka an'i Matio 25Filazantsara araka an'i Matio 25:8 →