Filazantsara araka an'i Matio 25:8
Dia hoy ny adala tamin’ ny hendry: Mba omeo kely amin’ ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the foolish said unto the wise, Give us of your oil; for our lamps are gone out.
In Context
7Dia nitsangana ireo virijina ireo, ka samy namboatra ny fanalany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25
Cross References
Job 18:5Tsy izany, fa ho faty ny jiron’ ny ratsy fanahy, ary hilopilopy ny lelafony;
Proverbs 4:18Fa ny lalan’ ny marina dia toy ny fipoak’ andro maraina, Izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ ny andro.
Proverbs 20:20Izay manozona ny rainy na ny reniny, Dia ho faty ao amin’ ny alim-pito ny jirony.
Matthew 13:20Fa ilay nafafy teny amin’ ny tany marivo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ ny hafaliana;
Luke 12:35Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;
Acts 8:24Ary Simona namaly ka nanao hoe: Mangataha ho ahy amin’ ny Tompo, mba tsy ho tonga amiko izay nolazainareo.