Filazantsara araka an'i Matio 26:1
Ary rehefa vitan’ i Jesosy izany teny rehetra izany, dia nilaza tamin’ ny mpianany hoe Izy:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when Jesus had finished all these sayings, he said unto his disciples,
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26
Cross References
Matthew 7:28Ary nony efa vitan’ i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,