Filazantsara araka an'i Matio 26:19
Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain’ i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the disciples did as Jesus had appointed them; and they made ready the passover.
In Context
20Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin’ ny mpianatra roa ambin’ ny folo lahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26
Cross References
2 Chronicles 35:10Koa dia vonona ny zavatra; ary ny mpisorona nitsangana teo amin’ ny fitoerany avy, ary ny Levita araka ny antokony avy, araka ny didin’ ny mpanjaka.
John 2:5Fa hoy ny reniny tamin’ ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.