Filazantsara araka an'i Matio 26:20
Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin’ ny mpianatra roa ambin’ ny folo lahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now when the even was come, he sat down with the twelve.
In Context
19Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain’ i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26
Cross References
Exodus 12:11Ary toy izao no hataonareo, raha mihinana azy: ny valahanareo ho voasikina, ny kapanareo ho eo amin’ ny tongotrareo, ary ny tehinareo ho eny an-tananareo; dia hohaninareo faingana izy, fa Paskan’ i Jehovah.
Mark 14:17Ary nony hariva ny andro, dia tonga Izy sy ny roa ambin’ ny folo lahy.
John 13:21Rehefa nilaza izany Jesosy, dia nangorohoro ny fanahiny, ka nanambara hoe Izy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny anankiray aminareo no hamadika Ahy.