Filazantsara araka an'i Matio 26:22
Dia nalahelo indrindra izy rehetra, ka samy nanontany Azy hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they were exceeding sorrowful, and began every one of them to say unto him, Lord, is it I?
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26
Cross References
Luke 22:23Ary ireo nifanontany izay anankiray eo aminy hahefa izany.
John 21:17Hoy Izy fanintelony: Simona, zanak’ i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia nalahelo Petera, satria Izy nanao intelo taminy hoe: Moa tia Ahy va ianao? Ka hoy izy taminy: Tompoko, Hianao mahalala ny zavatra rehetra; fantatrao fa tia Anao aho. Hoy Jesosy taminy: Fahano ary ny ondriko.