Filazantsara araka an'i Matio 26:30
Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany amin’ ny tendrombohitra Oliva.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they had sung an hymn, they went out into the mount of Olives.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26
Cross References
Matthew 21:1Ary raha nanakaiky an’ i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe:
Luke 21:37Ary nony antoandro dia nampianatra teo an-kianjan’ ny tempoly Izy; ary nony alina dia nivoaka Izy ka nitoetra teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva.
John 14:31Fa mba ho fantatr’ izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian’ ny Ray Ahy, dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.
Ephesians 5:19ka mifampilazà amin’ ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, dia mihira sy mikalo ao am-ponareo ho an’ ny Tompo,