The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 26 › Filazantsara araka an'i Matio 26:46

Filazantsara araka an'i Matio 26:46

Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Rise, let us be going: behold, he is at hand that doth betray me.

In Context

45Dia nankeo amin’ ny mpianatra Izy ka nanao taminy hoe: Matoria ary ankehitriny, ka mialà sasatra ianareo; indro, efa akaiky ny ora, ary ny Zanak’ olona hatolotra eo an-tànan’ ny mpanota.

47Ary raha mbola niteny Jesosy, indro, avy Jodasy, izay isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy, mbamin’ ny vahoaka betsaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny loholona.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26

Cross References

Mark 14:42Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy.

Luke 12:50Ary manana batisa hanaovana Ahy batisa Aho, ka manao ahoana ny fahoriako ambara-pahatanterahany!

John 14:31Fa mba ho fantatr’ izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian’ ny Ray Ahy, dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 26:46

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 26:45Filazantsara araka an'i Matio 26Filazantsara araka an'i Matio 26:47 →