The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 26 › Filazantsara araka an'i Matio 26:6

Filazantsara araka an'i Matio 26:6

Ary nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon’ i Simona boka,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now when Jesus was in Bethany, in the house of Simon the leper,

In Context

5kanefa hoy izy: Tsy amin’ ny andro firavoravoana, fandrao hisy tabataba amin’ ny olona.

7dia nanatona Azy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra saro-bidy loatra, ka naidiny tamin’ ny lohany izany, raha nipetraka nihinana Izy.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26

Cross References

Mark 11:12Ary nony ampitson’ iny, rehefa niala tany Betania izy, dia noana Jesosy.

Luke 7:37Ary, indro, nisy vehivavy mpanota tao an-tanàna, ka rehefa fantany fa Jesosy nipetraka nihinana tao an-tranon’ ilay Fariseo, dia nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra izy;

John 12:1Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran’ i Lazarosy, ilay natsangany tamin’ ny maty.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 26:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 26:5Filazantsara araka an'i Matio 26Filazantsara araka an'i Matio 26:7 →