Filazantsara araka an'i Matio 27:14
Fa tsy namaly azy Izy na dia indraim-bava akory aza, ka dia gaga indrindra ny governora.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he answered him to never a word; insomuch that the governor marvelled greatly.
In Context
13dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Psalms 71:7Tonga toa zava-mahagaga eo imason’ ny maro aho; nefa Hianao no fiarovana mafy ho ahy.
Zechariah 3:8Koa mihainoa, ry Josoa mpisoronabe, dia ianao sy ny namanao izay mipetraka eo anoloanao; fa olona atao fahagagana ireo; fa, indro, ho entiko Rantsana Mpanompoko.