Filazantsara araka an'i Matio 27:15
Ary isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon’ ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray ho an’ ny vahoaka, araka izay tiany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now at that feast the governor was wont to release unto the people a prisoner, whom they would.
In Context
14Fa tsy namaly azy Izy na dia indraim-bava akory aza, ka dia gaga indrindra ny governora.
16Ary tamin’ izany dia nisy mpifatotra malaza atao hoe Barabasy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Matthew 26:5kanefa hoy izy: Tsy amin’ ny andro firavoravoana, fandrao hisy tabataba amin’ ny olona.
Luke 23:16koa hofaizako Izy, dia halefako.
John 18:38Hoy Pilato taminy: Inona no marina? Ary rehefa nanontany izany izy, dia nivoaka nankeo amin’ ny Jiosy indray ka nanao taminy hoe: Tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza.
Acts 24:27Ary rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an’ i Feliksa; ary Feliksa ta-hahazo sitraka tamin’ ny Jiosy, ka dia mbola navelany ho mpifatotra ihany Paoly.